Poopy Porofom-pitiavana Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Pas de dédicace pour cette chanson pour l'instant
Titre de la chanson : porofom-pitiavana
Artiste : poopy
Posté le : 01/01/1970 par :
Siteweb :
Neny a, tonga eto an-tany
Ilay ela nandrasana
Ilay tao an-kibonao
Toa ela izay
Neny, mba jereo
Ireto maso mijery anao
Manankina aminao ny ho aviny

Karakarao tsara re ny zanakao
Raha vao teraka
Omeo nono izy ahafahany mitombo tsara
Tsy ho reraka
Io ihany no hery lehibe
Omeo ahasalama azy re
Ampy azy, hialoha azy hatramin'ny faha-enimbolany

Neny a, mba jereo
Ny tànany toa mamikitra
Mamihina mafy anao
Fa tiany ianao
Neny, aza adinonao
Fa ny tontolon'ny fiainany
Miankina aminao izao kely izao

"Ry neny, omeo porofom-pitiavana ny zanakao
Omeo nono izy"
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson porofom-pitiavana de poopy
Liste des chansons de Poopy
» 1+1=1
» adiady
» ahoana tokoa
» ahoana tokoa moa ?
» ambanivolo
» andao andihy
» any an-kafa
» aoka ihany
» aza miady
» diavolana
» diso lalana
» efa haiko
» Efa hitanao
» falifaly
» fanantenana
» fandresena
» fitia voarara
» Fotoana mamy
» ginagina
» hafahafa
» hira ho an'i neny
» ho an'i neny
» ho any aminao
» ho iray
» i'll keep on dreaming (raha nofy)
» iray + iray
» izay manao ny marina
» izy roa ihany
» Izy roa ihany
» kamo
» kanto
» lasa nitady
» lavitra azy
» let me in
» mahavariana
» maimaim-poana
» maimaimpona
» mamy ny miaina
» mandehana
» mbola tavela
» mifameno
» mihanta
» misy antenaina
» mitatao
» miverena
» mizora
» mpiahy
» n'inona hitranga
» ndao ary
» Nofy sisa
» nono
» ny antsika
» ny herinao
» ny hira
» ny marina tsy maty
» ny tiako rehetra
» porofom-pitiavana
» resabe
» sadaikatra
» satria tiako
» Sedra
» shine on me
» soa nomena
» tahak'izay
» tahio
» taloha
» tandrifin-drahona
» taniko
» tena namana
» tiako100 %
» toa anao
» tolona
» tolory tanana
» Tonga izao ilay ora
» tonga izao \'lay ora
» tsara andriamanitra
» tsiaro anao
» tsy ahita
» tsy ho tia daholo
» tsy ho tia daholo
» tsy menatra
» tsy mety afa-po
» tsy mora
» tsy natolony
» tsy nety
» VAVAKA
» wedding prayer (ampianaro)
» zandry
» Zay manao ny marina
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.